Entrée |
mavesatra
(vesatra)
|
Partie du discours | adjectif
|
Explications en malgache | Be lanja manindry mafy: Entana mavesatra
Mihoninkonina, tsy kinga, milondolondo: Mavesatra ery izany famindranao izany Manelonelo: Mavesatra ny andohako Dombo, donto, tsy mailaka: Mavesa-tsaina izany raha olona
[1.1]
|
Explications en anglais | Heavy [1.7]
|
Explications en français | Lourd, pesant [1.3, 1.8]
|
| Lourdement chargé [1.3]
|
Exemples |
1 | Tsotra sy mavesatra anefa ny teniny:
[2.470]
|
2 | Izahay mpamory fotsiny ihany, ary mpanainga mavesatra.
[2.298]
|
3 | Endrika mavesatra anefa no namalian' i Donga izany fandraisana azy izany.
[2.472]
|
4 | Nandritra ny taona maro, nihevitra izy ho hany irery vavolombelon' io tsiambarambara mavesatra io.
[2.576]
|
|
Morphologie |
Présent : |
mavesatra,
mavesa- |
Passé : |
navesatra,
navesa- |
Futur : |
havesatra,
havesa- |
|
Dérivés |
Mots composés |
|
Proverbes |
|
Entrée |
mavesatra
(vesatra)
|
Partie du discours | adjectif
|
Explications en malgache | Bevohoka: Mavesatra izy fa omeo toerana [1.1]
|
Explications en français | Enceinte [1.3]
|
|
Entrée |
mavesatra
(vesatra)
|
Partie du discours | adjectif
|
Explications en malgache | Sady lehibe no manahirana, sarotra entina: Mavesatra ny mitondra fanjakana [1.1]
|
Explications en français | Pénible, intolérable, cuisant De grand prix, de grande valeur [1.3]
|
|