|
|
|
|

Teny iditra1  maty noana
Singan-teny  2 maty, 3 noana
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 efa noana izaitsizy ka mahatsiaro ny tena toa ho faty. [1.1]

Fivaditsoratra  6 maty noana, 7 miantoàna, miantoana, 8 tamanaino

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09