|
|
|
|

Teny iditra1  maty afo
Singan-teny  2 maty, 3 afo
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 enti-milaza ny tsipoapoaka tsy mipoaka na enti-milaza olona tsy manan-kandroina na hohanina. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 to miss fire, as of a gun; not to appear at the appointed time, or business, when others have come.. [1.2]
7 to misfire, it won't run (of autos, etc.). [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 le coup ne part pas, manquer son coup; cela ne marche pas ( se dit des voitures, etc.). [1.8]

Fivaditsoratra  9 maty afo, 10 mitaofa

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12