|
|
|
|

Teny iditra1  matim-pitia
Singan-teny  2 maty, 3 fitia
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 ilazana ny olona voa mafy noho ny fitiavana nikirizana sy nisisihana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 in love to the point of foolishness [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 follement amoureux [1.8]
Voambolana  8  Ontam-po

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11