Entrée mateza (teza)
Partie du discours adjectif
Explications en malgache Maharitra ela vao simba: Mateza itý akanjonao itý fa mbola tsy teraka akory ilay faralahiko no hitako efa nartaovanao izy ity [1.1]
Explications en anglais Durable [1.7]
Explications en français Qui dure [1.8]
Exemples Ireo mpikarama amin' ny fisoronana afon-tsiramamy, hono, araka ny filazan' ny olona, dia tsy mateza aina loatra: [2.470]
Mots composés 
Proverbes 

Mis à jour le 2023/08/11