|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 mason-drano |
| Singan-teny | 2 maso, 3 rano |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 ny lalan' ny rano.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 réservoir d'eau, lit d'une rivière.
[1.3] 7 un réservoir d' eau, le lit de la rivière. [2.415#977] |
| Voambolana | 8 Haitoetany: (amin' ny ankapobeny) |
| Teny iditra (2/3) | 9 mason-drano |
| Sokajin-teny | 10 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
11 Ny lahimatoa tokony handimby ny ray.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
12 l'aîné des garçons qui doit remplacer son père.
[1.3, 2.415#977] |
| Voambolana | 13 Fifandraisana: fianakaviana |
| Teny iditra (3/3) | 14 masondrano |
| Sokajin-teny | 15 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
16 Dans la royauté sakalava du Menabe. représentant autochtone du souverain au niveau des sous- régions du royaume..
[1.414#223] |
| Voambolana | 17 Lalàna |
| Fivaditsoratra | 18 mason-drano, masondrano |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|