|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mason-jokiny |
| Singan-teny | 2 maso, 3 zoky |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 toemaso na fahitana efa mihena noho ny halehiben' ny taona.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 vue affaiblie comme celle des vieillards.
[1.3] |
| Voambolana | 7 Fahasalamana |
| Tovy hevitra | 8 mason' antitra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|