|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 masi-mandidy |
| Singan-teny | 2 masina, 3 mandidy |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 afaka mizaka amin' ny fananany
[1.1] 6 manana ny fahefana feno [1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 libre d'agir à son gré en ce qui le concerne, qui a droit
[1.3] 8 souverain [1.13] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|