| Entrée | 1 marolongo |
| Partie du discours | 2 nom |
| Explications en malgache |
3 Karazam-bibilava hafa kely fa maromaro izy no miray lavaka ka raha misy mamono ny iray aminy dia mivoaka daholo izy rehetra manaraka an' ilay namono ny namany; somary volombatolalaka, misoratra fotsy ny volony. (Anarany hafa: Marorazana na Maroandavaka) [1.1] |
| Explications en français |
4 nom d'une espèce de serpent. [Tankarana]
[1.19] |
| Vocabulaire | 5 Zoologie: reptiles, amphibiens |
| Synonymes | 6 marorazana, maroandavaka |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|