|
|
|
|

Teny iditra1  marihina
Fototeny  2 marika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny anglisy  4 to be marked. [1.2#430]
Fanazavàna teny frantsay  5 qu'on marque, qu'on mesure. [1.3#434]
Ohatra  6  Tsara ho marihina fa misy foana ny tratra aoriana tamin' izany fiovaovana rehetra izany, ary ireny dia mividy ny havotsany tamin' ireo mpanararaotra andavanandro. [2.472]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  11 habe azo marihina ny sandany

Fivaditsoratra  12 marihina, 13 mirihana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09