Entrée |
marenina
(renina)
|
Partie du discours | adjectif
|
Explications en malgache | Tsy mandre, donto: Marenina hatrany an-kibon-dreniny io olona io Enti-milaza vilany na fahandroan-kanina hafa ela vao mahamasaka na. handro: Marenina koa itỳ vilany itỳ: aiza ve ka dia adiny iray tsy hahamasa-bary? [1.1]
|
Explications en anglais | Deaf [1.7]
|
Explications en français | Sourd [1.3, 1.8, 1.5]
|
| Dur d'oreille [1.3]
|
Exemples |
1 | ny lalana ihany no nasiany olona: toa moana toa marenina.
[2.470]
|
2 | Nohenoiko fe tsy marenina izany anatr' i Patrice izany, kanjo tato aoriana dia tsapako ny fahamarinany.
[2.471]
|
3 | Nefa henoy fe tsy marenina ny teniny, fa izay hazo anankiray tsy miteny tsy mivolana arý amin' ny fara ala aiý no tadiavo, ary iza;
[2.69]
|
|
Vocabulaire |
Mots composés |
|
|
Entrée |
marenina
(renina)
|
Partie du discours | adjectif
|
Explications en malgache | Mamono sofina, manentsin-tadiny [1.1]
|
Explications en français | Insensible [1.5]
|
|
Entrée |
marenina
(renina)
|
Partie du discours | adjectif
|
Explications en français | Enti-milaza vilany na fahandroan-kanina hafa ela vao mahamasaka nahandro [1.3]
|
| Lente à se chauffer, se dit d’une marmite [1.3]
|
Exemples | Marenina koa itỳ vilany itỳ: aiza ve ka dia adiny iray tsy hahamasa-bary?
[1.1]
|
|