Entrée mantamanta (manta)
Partie du discours adjectif
Explications en malgache Tsy dia tena manta
Tsy vita tsara tanteraka: Asa mantamanta
Tsy nomasahana tsara, tsy nalaina ambony tsy nalaina ambany, tsy nodinihina tsara: Hevitra mantamanta [1.1]
Exemples Ingahy Ravelo koa olona mantamanta vava sy tsy mifidy teny havoaka izay, ka nisy tokoa ny tsy tia azy tao an-tanàna. [2.472]
Mots composés 
Proverbes 

Mis à jour le 2023/01/20