Entrée manoritra (soritra)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Manisy tsipika mampisaraka: Manoritra tany amin' ny tady / Manoritra volo amin' ny fofy [1.1]
 Manao tsipika
Milazalaza mikasika ny zavatra iray [1.13]
Explications en anglais To divide by line, to part the hair, to draw lines on the ground in making designs, to cut off the end of anything straight. [1.2]
 To mark off; to divid by marks [1.7]
Explications en français Marquer; séparer par des lignes [1.8]
 Tracer
Décrire [1.13]
Exemples 
1Io didim-panjakana io ihany koa no manoritra izay lalana noheverina hizorana amin' ny fifandraisana amin' ny vahiny. [2.366]
2ny kabary ofisialy tato ho ato dia manoritra matetika fa ny asan' ny fokontany dia tokony ho fototry ny fampandrosoana. [4.27]
Morphologie 
Présent : manoritra
Passé : nanoritra
Futur : hanoritra
Impératif : manorita
Mots composés 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/10/17