|
|
|
|

Teny iditra1  manopy maizina
Singan-teny  2 manopy, 3 maizina
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 enti-milaza ny fotoana izay ahatsapana fa efa mihamaizina ny andro, kely sisa dia ho alina. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 Quand la nuit approche : crépuscule.. [2.415]
Voambolana  7  Fotoana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12