| Entrée | 1 manontolo |
| Radical | 2 tontolo |
| Partie du discours | 3 adjectif |
| Explications en malgache |
4 Tsy misy analana, iray tsy vaky: Nahalany mofo iray manontolo [1.1] |
| Exemples |
5 Horakoraka sy tabataba be no nanerana an'i Betafo manontolo.
[2.324]
6 - mangorangorana iray ihany ny tenany manontolo. [2.470] 7 Nandritra ny ady manontolo anefa dia ory vary Antsihanaka. [2.472] |
| Tous les mots composés | 8 3 combinaisons de ce mot |
| Analogues | 9 bontolo, tsy mivaky, tsy nahafahana, tsy misy mipika |
| Mis à jour le 2025/10/08 |
|