|
|
|
|

Entrée1  manome tsifoifoy
Mots élémentaires  2  manome, 3  tsy, 4  foifoy
Partie du discours  5  locution
Explications en malgache  6  manome zavatra olona, nefa tsy mahafoy azy tanteraka ka mampamerina azy indray (hoy ny fitenin' ny ankizy hoe: manome tsifoifoy miteraka bibilava [1.1]

Anagrammes  7 manome tsifoifoy, 8 manome tsy foifoy

Mis à jour le 2025/09/12