|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/4) | 1 manoko |
| Fototeny | 2 toko |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Manatsinjarazara ho toko maro: Manoko voanjo.
5 Mandahatra ny vatom-panorona alohan' ny hilalaovana: Aza kamokamo manoko vato. 6 Mipetraka mitakoko toa manjoretra. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 same as mioko.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 mettre en tas, grouper.
[1.13] |
| Ohatra |
9 I Neny manokom-bary sy laoka ary manoko latabatra.
[2.4#11]
10 manoko ny entany ny mpaninjara eo an-toerana, ary asa na mihatery ny tsena amin' iny fotoana iny [2.4#87] |
| Haiendriteny |
|
| Tovy hevitra | 15 manokotoko, mioko |
| Kamban-teny rehetra | 16 manoko latabatra |
| Teny iditra (2/4) | 17 mañoko |
| Sokajin-teny | 18 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny frantsay |
19 faire chavirer, faire renverser.
[Sakalava-Mayotte]
[1.405] |
| Teny iditra (3/4) | 20 manoko |
| Sokajin-teny | 21 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
22 mamangy.
[Taisaka]
[1.78] |
| Teny iditra (4/4) | 23 manoko |
| Sokajin-teny | 24 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
25 Vient de la racine toko et veut dire partager en lots à peu près égaux ou ranger des pions, des graines, en ligne. Pour les arbres, c'est une déformation de manoka. Asteropeia rhopaloides (Baker) Baill. (Asteropeiaceae)..
[1.196] |
| Voambolana | 26 Haizavamaniry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Fivaditsoratra | 27 makono, 28 mañoko, manoko, 29 Mokona, 30 monoka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/10 |
|