|
|
|
|

Teny iditra1 mankeroa
Fototeny  2eroa
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mandeha, manatona eroa: Variana aho mijery ny tanan' ny mpanenona manketsy mankeroa [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to go there (far away, in sight) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 aller là-bas, (loin, visible) [1.8#53]
Ohatra  7 Mipetraha eto aloha ianareo, raha mbola mankeroa hivavaka Aho. [2.996]
Haiendriteny 
8 Ny ankehitriny :
9 Ny lasa :
10 Ny hoavy :

Fivaditsoratra  11 mankeroa, 12 manorake

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12