|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mankatelina |
| Fototeny | 2 telina |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mandray na manaiky amim-pahafaham-po: Mankatelina izao fandraisanareo izao aho
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 to swallow; to approve; to express thanks for
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 approuver
[1.3#693, 1.8] 7 agréer, approuver avec satisfaction [1.3#693] 8 apprécier; témoigner sa reconnaissance [1.8] |
| Ohatra |
9 mankatelina, leirainy, hoy ny Andriana ravoravo, Tena volamena ialahy, fa tsy ny korantimà
[2.1022#]
10 mankatelina indrindra koa ny tenanay ny R-P Razafintsalama Adolphe, ray aman-dreny sady ara-tsaina no ara-panahy, izay nanaiky hamaky ny boky sy hanao teny fanolorana. [2.606#] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|