| Entrée | 1 manivakivaka |
| Radical | 2 ivakivaka |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4 Mandalo eo afovoany: Tsy hita intsony ny hamenarako nanivakivaka teto afovoan' ny olona Miala amin' ny lalambe ka mandeha amin' ny lalankely na mamoron-dalana mihitsy aza mba hahatongavana haingana na hahafohy ny dia: Taiza ho aiza izy no nanivakivaka no tsy hitanay akory? / Misy feo manivakivaka izany ka maharatsy ny hira Manositosika, mandavo, mamotraka olona: Olona tsy mahalala fomba koa itony manivakivaka ny sasany itony rehefa mandalo [1.1] |
| Morphologie |
|
| Synonymes | 9 manivaka |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|