|
|
|
|

Teny iditra (1/3) 1  ito
Sokajin-teny  2  mpisolo anarana [Fitanisana]
Sampanteny 
Mpisolo anarana :
Fanazavàna teny malagasy  5 [Bara] ity [1.78]
6 Enti-manondro ny taona diavina na hitsahina: Be ny voankazo taona ito
7 Indraindray koa ampiasain' ny mpanoratra mitovy amin' ny "itỳ" ny "ito", fa tsy miverina indroa, aloha sy aorian' ny anarana kosa izy [1.1]
Ohatra  8  Hafa noho izay vokatra teo aloha no azo tamin' ito. [2.445#]
Fikambanana  9  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny how ito
Tsanganana sy sary iray takila  10  Ny mpisolo rehetra

Teny iditra (2/3) 11  ito
Sokajin-teny  12  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  25 Fisarahana, fahatapahana [1.1]

Teny iditra (3/3) 26  ito
Sokajin-teny  27  anarana
Fanazavàna teny frantsay  28 [Betsileo] Nom donné aux écorces de hafotra quand elles ont été battues et tressées pour faire des liens solides, ou taillées et filées pour être tissées. En Imerina, on dit plutôt hifi-tenona, surtout dans le dernier cas. [1.196]
Voambolana  29  Haizavamaniry

Fivaditsoratra  ito, 30 oty, 31 tio, 32 toy

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19