|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 manisika |
| Fototeny | 2 sisika |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Mampiditra: Manisika antsy ao anaty fery
9 Mampiditra ombieny ombieny: Manisika teny frantsay mandrakariva amin' ny resany rangahy io 10 Manampy, manosoka: Voatery hanisika takelaka enina amin' ny boky ianao raha hanampy an' io toko iray vaovao io 11 Manome vola na zavatra olona mba hanangolena azy, hitaomana azy tsy hanao ny adidiny: Tsy tokony hisy hanisika mpiasam-panjakana na iza na iza [1.1] 12 mampiditra sisika ao anelanelan'ny litera na fehezanteny [1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
13 espacer, intercaler
[1.13] |
| Ohatra |
14 Koa miala tsiny, miala fondro aho, ny Andriamanjaka, raha manisika teny kely eto.
[2.528#]
|
| Voambolana | 15 Toe-karena: tonta printy, sary |
| Fikambanana | 16 Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny how manisika |
| Teny iditra (2/3) | 17 manisika |
| Sokajin-teny | 18 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
19 [Bezanozano] mividy
[1.78] |
| Teny iditra (3/3) | 20 manisika |
| Sokajin-teny | 21 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
22 [Tanosy] mihantsy
[1.78] |
| Fivaditsoratra | 23 mañisaky, manisika, 24 sinimaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20 |
|