|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  manilo
Fototeny  2 tsilo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Manindrona: Manilo ny tsilo ~ Manilo ny rantsan' ny vonindraozy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 piquer [1.3#770]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/3)10  manilo
Fototeny  11 tsilo
Sokajin-teny  12  mpamaritra
Fanazavàna teny frantsay  13 piquant [1.3#770]

Teny iditra (3/3)14  manilo
Fototeny  15 tsilo
Sokajin-teny  16  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  17 manazava [Taisaka, Bara] [1.78]
18 mitsilo [Taisaka] [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  19 [inusité] [Merina] [1.3#770]

Fivaditsoratra  20 lamino, 21 malony, manilo, 22 manoly, 23 milaño, 24 milona, 25 nomaly

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12