|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 mangy |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Faritra somary mibontsina eo amin' ny foto-tsofina: Olona be mangy.
[1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Voambolana | 5 Haiaina |
| Tsipelina hafa | 6 nangy |
| Teny iditra (2/3) | 7 mangy |
| Sokajin-teny | 8 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
9 Fanampy, tombo: "Kely ny vola maty ary ny havizanana manginy fotsiny", hoy Rakoto avy nivarotra mangahazo tany antsena.
[1.1] 10 tombony. [1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
11 accessoires; surplus, excédents.
[1.13] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 13 mangibary |
| Teny iditra (3/3) | 14 mangy |
| Sokajin-teny | 15 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
16 (sens général : surplus, supplément à une récolte). Nom donné à des arbres qu'on laisse dans les cultures et dont les fruits constituent une récolte supplémentaire. Ce sont surout : Symphonia microphylla (Hils. & Bojer ex Cambess.) Benth. & Hook. f. ex Vesque (réf. Service Forestier 6351) et Symphonia tanalensis Jum. & H.Perrier (Clusiaceae), réf. Decary 5335. Les graines servent à préparer une sorte de beurre végétal..
[Tanala]
[1.196] |
| Voambolana | 17 Haizavamaniry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Fivaditsoratra | 18 mangy, 19 minga |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|