|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mangorona
Fototeny  2 horona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Manodina hivoromborona: Mangorona tady.
5 Mampirina, mandanona: Indreny mangorona ny lamba mihahy ny mpanasa lamba.
6 Maka miaraka, mifaoka: Mangorona ny tsy manan-karatra, hono, ny polisy.
7 Manangona, mamory tsy misy fetra: Mangoron-karena. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8 to roll up; to take over confiscated property; to hunt for game or for fugitives. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9 enrouler, rouler; confisquer, rafler; chasser du gibier ou des fuyards. [1.8]
Haiendriteny 
10  Ny ankehitriny :
11  Ny lasa :
12  Ny hoavy :
13  Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  14  Fikambanana 3 amin' io teny io

Teny iditra (2/2)15  mangoròna
Fototeny  16 horona
Sokajin-teny  17  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mangorona [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]

Fivaditsoratra  18 mangoròna, mangorona, 19 manongora, 20 ronomanga

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09