|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mangorangorana |
| Fototeny | 2 horangorana |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mahatsiaro torovandrovana toy ny hanavy: Injany manako ny kotrok' orana / Mandreraka sady mandazolazo / Tsapaina ny fo ka mangorangorana / Mafana kanefa tsy voan' ny tazo (S. BEM).
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 qui ressent des douleurs dans les os.
[1.3] |
| Ohatra |
6 - mangorangorana iray ihany ny tenany manontolo.
[2.470]
|
| Voambolana | 7 Fahasalamana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|