|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mangataka andro |
| Singan-teny | 2 mangataka, 3 andro |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 miangavy fanemorana ho amin' ny andro hafa indray; miangavy ny hampihemorana ny fotoana efa nifanarahana na nifanekena
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 to procrastinate.
[1.2] 7 to ask for time; to put things off [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 demander du temps; ajourner
[1.8] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|