|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mangata-drano |
| Singan-teny | 2 mangataka, 3 rano |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 fiteny taloha enti-milaza ny iray amin' ny olona roa mifamaly na miady, ka mangataka fampinomana hitsara ny adin' izy roa tonta
[1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|