|
|
|
|

Teny iditra1  mangata-dalana
Singan-teny  2 mangataka, 3 lalana
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 manao mbay lalana
6 mangataka hahazo fahefana hanao araka izay tadiavina, mangataka fahazoana manao zavatra [1.1]
Ohabolana  7  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02