Entrée (1/2) | 1 mangaro |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Radical | 3 haro |
Morphologie |
|
Explications en malgache |
8 [1.78] [Taisaka]
mampifangaro 9 [1.1] Mamadibadika zavatra mba hifangaro tsara ny ao anatiny: Tsy mahay mangaro vary koa ianao izany! Mampitambatra: Mahay sary aho fa tsy mahay mangaro loko Mamaho |
Explications en anglais |
10 [1.2, 1.7] to mix 11 [1.2] to mingle, to jumble up. 12 [1.7] to stir |
Explications en français |
13 [1.8] mélanger, remuer |
Entrée (2/2) | 14 mangaro |
Partie du discours | 15 verbe actif |
Radical | 16 haro |
Explications en malgache |
17 [1.78] [Taisaka]
mihady |
Anagrammes | 18 mangaro, moranga |
Mis à jour le 2025/07/29 |
![]() |