Entrée manevokevoka (evokevoka (evoka))
Partie du discours adjectif
Explications en malgache Enti-milaza ny andro mafana aoka izany, misy rivotra toa manempotsempotra [1.1]
Exemples Ary ao an-day mafana dia mafana, ka tsy azoko itoerana, ary tsy hatelemam-bary fa manevokevoka. [2.59]

Mis à jour le 2023/02/26