Entrée | 1 manemotra |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Radical | 3 hemotra |
Morphologie |
|
Explications en malgache |
8 [1.1] Manalavitra ny andro: Misaotra azy ihany fa nanemotra ny fandoavako vola izy Manafohy: Iza indray no nanemotra ity akanjonao, Ramasaka? Mitana tsy hivoaka: Manemo-dronono, hono, ny ombivavin-dry zareo ato avaratra |
Explications en anglais |
9 [1.7] to delay the time; to reduce |
Explications en français |
10 [1.8] renvoyer à plus tard; ajourner; réduire |
Anagrammes | 11 manemotra, namoretam, namoteram |
Mis à jour le 2025/07/29 |
![]() |