| Entrée | 1 manelingelina |
| Radical | 2 helingelina |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4 Mahasosotra, manorisory amin' ny fivezivezena manerantserana ny tena, misalovandovana: Manelingelina ahy ireo zaza ireo Mampihahakaha-kevitra; mahatonga ny saina tsy hitombina: Manelingelina ahy izany feon-dakolosy izany [1.1] |
| Explications en anglais |
5 to disturb one by frequent interruptions. [1.2] 6 to distract, to bother [1.7] |
| Explications en français |
7 gêner, importuner, distraire, ennuyer [1.8] |
| Exemples |
8 Fady ny manelingelina namana eny am-pandehanana, ny maka aina na manatsotra andilana.
[2.472]
9 manelingelina anao aho? [2.583] |
| Morphologie |
|
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|