Entrée mandrora tay maina
Mots élémentaires mandrora ; tsy ; maina
Partie du discours locution
Explications en malgache Enti-milaza tenda toy ny makiana ka raha mitelin-drora dia tsaroana ho marary; ilazana aretina mahavoa ny aty tenda ka raha mitelin-drora dia misy maharary [1.1]
Vocabulaire 

Mis à jour le 2023/05/22