|
|
|
|

Teny iditra1 mandrohy
Fototeny  2rohy
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mamatotra mafy: Mandrohy lakana
Misambotra (omby) amin' ny fanipazana tady handringotra sy hamatotra ny lohany na ny tandrony na ny tongony: Kinga erý Rakoto raha handrohy omby [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to tie up tightly, to hog tie [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 attacher fortement [1.8]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :
10 Filaza mandidy :
Ohabolana  11 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  12 mandrohy, 13 mihandro

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02