|
|
|
|

Teny iditra1  mandrihavanana
Singan-teny  2 mandry, 3 havanana
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Anarana niantsoana karazana farantsa vahiny iray taloha izay nahitana sarin' i Napoléon III; mandrihavia kosa no anaran' ny farantsa nisy ny sarin' ny Louis Philippe. [1.1]
Voambolana  6  Toe-karena: ara-bola ary fitantanana
Mpanahaka  7  mandrihavia

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12