| Entrée | 1 mandrefy |
| Radical | 2 refy |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4 Mijery misy refy firy ny halavan' ny zavatra iray Mamantatra ny halavan' ny zavatra iray. [1.1] |
| Exemples |
5 Manontany tena ihany aho indraindray raha hahavita mandrefy ny elanelana misy amin' ireo isika.
[1.369#]
6 Tokony ny dokotera na mpiasan'ny fahasalamana izay afaka mandrefy ny fihenjanan'ny maso tsindraindray no manome ny fatrany. [2.424#] |
| Morphologie |
|
| Tous les mots composés | 11 4 combinaisons de ce mot |
| Proverbes | 12 Proverbes contenant ce mot |
| Mis à jour le 2025/10/08 |
|