|
|
|
|

Teny iditra 1  mandrebireby
Fototeny  2 rebireby
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mitarika ny resaka hivily lalana: Rangahy iny koa mandrebireby
5 Manadala, manolikoly, mamitaka amin' ny hevitra manodoka: Nandrebireby ny zanako iny zazalahy iny ka lazao amin' ny ray aman-dreniny [1.1]
Ohatra  6  Voalaza ao fa ny ratsy fanahy izay ambinina dia ho tahaka ny menarana izay mandrebireby ny fahendrena. [1.38#877]
7  Aza mandrebireby ahy amin' ny "fanambadiana marina" firesakareo tovolahy amin' ny tovovavy marivo salosana [2.471#25]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :
Mpanahaka  12  mahavery rariny, 13  mamazivazy, 14  mamendrivendry, 15  mamery andro, 16  mamery dia, 17  mampanary andro, 18  mampitotototo, 19  manadala, 20  mananihany, 21  manao sangy mihoatra ny loha, 22  manary dia ny rariny, 23  mandraikiraiky, 24  mandraviravy, 25  manorisory, 26  mihomehy olona, 27  milalao olona, 28  misangisangy, 29  mivarotra saka be loha
Ohabolana  30  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22