|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mandranto |
| Fototeny | 2 ranto |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mandeha manao varotra any an-tany lavitra ny fonenan' ny tena: Eninta ma izao no nandranto any amorontsiraka Rabe
5 Mandeha any an-tany lavitra mba hitady vola na zava-tsoa hafa: Lasa nandranto fianarana ambony any andafy izy [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 to trade, to traffic, to engage in commerce.
[1.2] 7 to travel about trading [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 trafiquer en voyageant
[1.8] |
| Ohatra |
9 mandranto fianarana didy akanjo ny tanora.
[2.445#]
10 fa tsy maty tsy akory i zokinao fa mbola mandranto [2.131] 11 Ny tovolahy màtokitoky dia miezaka mandranto any amoron-tsiraka. [1.437#] |
| Haiendriteny |
|
| Fikambanana | 16 Fitenena, anaran-tany, sns miisa 2 misy io teny io |
| Ohabolana | 17 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/03/07 |
|