| Entrée (1/3) | 1 mandòna |
| Radical | 2 dona |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4 Manatsoboka, mandroboka maharitra ao anaty rano: Mandona lamba anaty rano [1.1] |
| Explications en anglais |
5 to soak [1.7] |
| Explications en français |
6 tremper [1.8] |
| Morphologie |
|
| Entrée (2/3) | 11 mandòna |
| Radical | 12 dona |
| Partie du discours | 13 verbe actif |
| Explications en malgache |
14 manomboka [Tambahoaka]
[1.78] 15 Mamòka, manapàka, mangona: Nandona ny bisikiletako ny fiarakodianao ka tsy maintsy mitaraina aho Mikapoka, mively: Mandona ny fantsika amin' ny tanany io mpandrafitra io Mipaika, mipaipaika: Misy mandona ny varavaranay isan' alina [1.1] |
| Explications en anglais |
16 to knock, to strike [1.7] |
| Explications en français |
17 frapper, battre, heurter [1.8] |
| Exemples |
18 Injao koa misy mandona ao am-baravarana.
[2.499#]
19 Mitono mangahazo ny ankizy ary mandona ahitra horariana raha afakampitso ny reniny. [2.470#] |
| Morphologie |
|
| Tous les mots composés | 24 3 combinaisons de ce mot |
| Entrée (3/3) | 25 mandonà |
| Radical | 26 dona |
| Partie du discours | 27 impératif du verbe actif mandòna [Liste complète] |
| Explications en malgache |
28 [1.1] |
| Anagrammes | 29 mañando, 30 mandaño, mandano, 31 mandòna, mandonà |
| Mis à jour le 2025/10/18 |
|