|
|
|
|

Teny iditra1  mandoa trosa
Singan-teny  2 mandoa, 3 trosa
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 Mamerina ny vola trosa, mandoa ny vola nosamborina [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 Expier, c' est payer sa dette. [2.415#6415]
7 payer une dette
8 figuré: expier [1.3]
Ohatra  9  Indrindra izaho mbola mandoa trosa ity. [2.4]
Voambolana  10  Toe-karena: ara-bola ary fitantanana
Tovy hevitra  11 manefa trosa

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12