Entrée mandingana (dingana)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Mitsambikina avy eo amin' ny ilan' ny tatatra, rano, hady... iray ka miampita erý amin' ny ilany iray: Tsy afaka mandingan-tatatra ny vehivavy sasany amin' ny zipony tery loatra
Mamela, manadino: Nandingana andalan-tsoratra efatra ianao tamin' ny tsianjery tao
Manitsaka: Tsy havelako handingana ny taniko intsony iny fa mpangalatra
Enti-misolony anarana hoe dingana amin' ny filazana ny refy: Impolo mandingana ny refin' itý trano itý
Mihoatra (fefy): Zazakely io ve ho afaka handingana tamboho tsivikinindahy [1.1]
Explications en anglais To step over, to leap over, to jump to from a distance, to skip in reading [1.2]
 To step over; to leave out, to skip [1.7]
Explications en français Enjamber, franchir, sauter, omettre [1.8]
Exemples 
1Matiko hianao raha mandingana indray mandeha eo, hoy Ikemba. [2.499]
2Nandroso indray mandingana nanatona ilay mpanao dika vilana aho. [2.643]
3Mandroso indroa mandigana izy dia mihemotra na mivily indray mandingana. [1.369]
Morphologie 
Présent : mandingana
Passé : nandingana
Futur : handingana
Impératif : mandingàna
Mots composés 

Entrée mandingàna (dingana)
Partie du discours impératif du verbe actif mandingana [liste complète]
Explications en malgache  [1.1]

Mis à jour le 2023/01/20