|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  manday
Fototeny  2 lay
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mandeha haingana, mirotoroto. [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/3)9  manday
Fototeny  10 lay
Sokajin-teny  11  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  12 Manindrona. [1.1]
Haiendriteny 
13  Ny ankehitriny :
14  Ny lasa :
15  Ny hoavy :

Teny iditra (3/3)16  manday
Sokajin-teny  17  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  18 mitondra. [Tanosy] [1.78]

Fivaditsoratra  19 madañy, 20 madina, 21 mañady, manady, 22 manday, 23 mandia, 24 manida

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/10