| Entrée | 1 mandavantaona |
| Partie du discours | 2 adjectif |
| Explications en malgache |
3 Mandritra ny taona manontolo Maharitra ela tsy an-kijanona [1.1] 4 tsy mitsahatra mandritra ny taona [1.13] |
| Explications en français |
5 Passer l’année à, durant l'année [1.3] 6 qui dure toute l'année, qui sévit toute l'année, permanent [1.13] |
| Exemples |
7 Dia ho Noely lava mandavan-taona ny fiainako
[2.285#315]
8 Dia lany andro mikarokaroka eo mandavan-taona [1.436] 9 Ary ny fiarahana mandavan-taona dia mampiray fitiavana sy fankahalana? [2.5#32] |
| Vocabulaire | 10 Temps |
| Synonymes | 11 maharitra |
| Proverbes | 12 Proverbes contenant ce mot |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|