| 
 | 
| | | |  | 
  | 
| Teny iditra (1/3) | 1 mandakana | 
| Fototeny | 2lakana | 
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao | 
| Fanazavàna teny malagasy | 
4 Mihady, na mihoho tany miendrika lakana. Manao tatatra na lakan-drano Enti-milaza nofo mitondra ny dian' ny kapoka nafitsoka azy [1.1]  | 
| Haiendriteny | 
  | 
| Teny iditra (2/3) | 9 mandakana | 
| Fototeny | 10lakana | 
| Sokajin-teny | 11 mpamaritra | 
| Fanazavàna teny anglisy | 
12 In Imerina it means weak from a flogging [1.2] | 
| Fanazavàna teny frantsay | 
13 qui porte les marques, les sillons des coups reçus [1.3] | 
| Teny iditra (3/3) | 14 mandakana | 
| Sokajin-teny | 15 matoantenin' ny mpanao | 
| Fanazavàna teny anglisy | 
16 to remain in a place, to be always at a place, as a beggar, or a creditor dunning a debtor [Provincial]
 [1.2] | 
| Haiendriteny | 
  | 
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 | 
 |