|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  manavy
Fototeny  2 avy
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Marary ka mafana ny tena (ny anton' ny fitomboan' ny hafanana dia ny fisian' ny zavatra na mikraoby na poizina ateraky ny zava-pihinana efa simba na fanafody sasany tafiditra any amin' ny tena, tonga any amin' ny ra ka manapoizina azy). [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 To be ill with fever. So called perhaps because of its intermittent character.. [1.2]
6 slightly ill. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 être un peu malade, qui a de la fièvre. [1.8]
Ohatra  8  Ary misy manavy, dia asieny mafy dia maty. [2.59#]
9  manavy ve ianao, sombinaiko, no izao ka dia mbola ato ihany? [2.643#]
Voambolana  10  Fahasalamana
Kamban-teny rehetra  11 mitanina andro tsy manavy

Teny iditra (2/3)12  mañavy
Sokajin-teny  13  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  14 tezitra. [Sihanaka] [1.78]
15 tezitra, misafoaka, mihetsika: Mañavy koa ny ôlane (añavian'ny andro tsarane). [Tanala] [1.78]
Voambolana  16  Ontam-po

Teny iditra (3/3)17  manavy
Sokajin-teny  18  anarana
Fanazavàna teny malagasy  19 anarana ilazana an-kapobeny ireo biby mampinono, lavalava vatana toy ny totozy, nefa mitarehim-borona manana elatra (iray tarika: manavibe, manavikely, fanihy ). [1.1]
20 ramanavy. [Tambahoaka] [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  21 a small bat. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  22 chauve-souris. [1.54, 1.8]
Voambolana  23  Haibiby: mampinono
Tovy hevitra  24 ramanavy
Mpanahaka  25  fanihy
Kamban-teny rehetra  26 manavibe
Ohabolana  27  Ohabolana misy io teny io
Lahatsoratra  28 Randzavola: manavy ao amin' ny Baiboly

Fivaditsoratra  29 mañavy, manavy, 30 maniva, mañiva, 31 mavany, 32 mavina, 33 mivaña

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/10