|
|
|
|

Teny iditra1  manatampody
Fototeny  2 tampody
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Manao zaitra tampody.
5 Maniraka na mandefa (olona) ka mampiverina azy ny andro iny ihany. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 envoyer et faire revenir le même jour.
7 coudre en revenant en arrière. [1.3#663]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  12 mampanatody, 13 manatampody

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12