| Entrée | 1 manasatra |
| Radical | 2 sasatra |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4 Mamizana: Manasatra ny saina ny fianarana tsy misy fiatoana Mahasosotra, manelingelina: Asaivo mangina ireo ankizy mitabataba ireo fa manasatra ahy [1.1] |
| Explications en français |
5 fatiguer, importuner: Aza manasa-tena foana (Ne vous fatiguez pas inutilement) ~ Manasatra ahy ireo mpitabataba ireo (Ces tapageurs m'importunent) [1.3] 6 fatiguer, importuner. [1.5] |
| Exemples |
7 aza manasatra ny vahoaka rehetra hankany, fa vitsy ihany izy.
[2.996]
|
| Morphologie |
|
| Tous les mots composés | 12 asa manasatra |
| Proverbes | 13 Proverbes contenant ce mot |
| Anagrammes | 14 mañaratsa, 15 manasatra, 16 manatsara, manatsarà |
| Mis à jour le 2025/10/18 |
|