|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 manasa tanana amin' izay aho |
| Singan-teny | 2 manasa, 3 tanana, 4 amy, 5 izay, 6 aho |
| Sokajin-teny | 7 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
8 tsy mandray anjara amin' izany aho ka miala amin' izay mety ho vokany
[1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|