Entrée manasarotra (sarotra)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mahatonga ho sarotra aleha: Ny lavadavaka ireny no manasarotra ny lalana mankaty aminareo
¶ Mahatonga ho manahirana: Manasarotra ny fanaovan-trano ny ranonorana
¶ Mahatonga ho lozabe, kitokitoina: Ny ditran' ny mpianatra no nanasarotra an-dRamose
¶ Mahatonga ho lafo: Ny havandra no nanasarotra ny voaloboka tamin' ity taona [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to make something difficult [Hallanger 1973]
Définition française rendre difficile [Hallanger 1974]
Morphologie 
manasarotra
nanasarotra
hanasarotra
manasarota
Exemples Tsia, tsy sarotra ny fiainana, fa ny olombelona no manasarotra azy. [Andriamalala: Ranomasina, page 61]

2012/05/05